Entry mibilaotra (bilaotra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Misobilaka ka tsy mandeha amin' ny mahitsy tokony halehany
Mitovy hevitra: mibirioka ~ mibisoka ~ mihodivitra ~ mivaona ~ miviona [Rajemisa 1985]
French definition dévier, s'écarter [Abinal 1888]
Morphology 
mibilaotra
nibilaotra
hibilaotra

2014/09/28