| Entry | 1 mibetroka |
| Root | 2 betroka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mibontsina
5 Manao endrika vinitra sady toy ny hamono: Nibetroka ny mpampianatra dia nitomany i Solo kely 6 Enti-milaza tarehy na fiteny feno halozana toa vonon-kamely: Tarehy mibetroka no hitako raha vao niditra ka tsy sahy nangata-dalana indray aho, [1.1] |
| Explanations in English |
7 to be puffed up, to be inflated, to be swollen; fig. shameful, blameworthy, mistaken.
[1.2] |
| Morphology |
|
| Anagrams | mibetroka, 12 mitraboke |
| Updated on 2025/11/17 |
|