Entry betroka
Part of speech noun
Malagasy definition Fanabontsinana ny tena, na noho ny avonavona na noho ny hatezerana, toy ny fanaon' ny tanalahy mainbontsina ny vozony rehefa ilay tezitra vonon-kiady iny izy
¶ Rahona, fandrahonana [Rajemisa 1985]
English definition inflation of the soft protuberant parts, as the throat when it is swollen, or the chameleon when it puffs out its body. [Richardson 1885]
Derivations 
Compound words, titles, names 

2013/04/17