Entry mibarareoka (barareoka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Enti-milaza ny feon' ny ondry maneno [Rajemisa 1985]
English translation to bleat as a sheep. [Richardson 1885]
 to bleat like a sheep or a goat [Hallanger 1973]
French translation bêler, (mouton et chêvre) [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
mibarareoka
nibarareoka
hibarareoka
Examples Nibarareoka toa niampanga azy roalahy ilay ondrivavy ary indry nihazakazaka namonjy an-janany izay tsy lavitra teo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 84]
Quotes 

Updated on 2020/07/31