Entry | 1 miavovona |
Root | 2 avovona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miavosa, mifanongoa, miavoavo be: Vato miavovona [1.1] |
Examples |
5 Feno menaka ny vava ary miavovona eo an-dovia ny ravin' akondro mandimandina avy nihinana.
[2.470]
|
Morphology |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |