| Entry | 1 miari-tory |
| Elementary words | 2 miarina, 3 tory |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 minia tsy matory noho ny antony iray [1.1] |
| Explanations in English |
6 used in speaking of those who keep awake in tending the sick, etc., or doing any work at night. [1.2] |
| Examples |
7 Anendrena mpiandry faty, atao mameno ny trano miaritory, ka andrahoan-kena indroa na intelo anio alina.
[1.437#]
|
| All compound words | 8 miari-torin-tsaina |
| Updated on 2025/10/08 |
|