| Entry | 1 miarina |
| Root | 2 arina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mijoro na mipetraka tsara tsy mihilana na mirona: Aoka izao fa efa miarina tsara izao ny andry
5 Miala amin' ny fahalavoana, mitombina: Tsy mbolo afa-miarina ihany ilay omby lavo an-havia aninaraina 6 Mifoha ka miala avy ao am-pandriana: Efa miarina izy ao nefa mbola tsy mandray olona 7 Misondrotra, afaka amin' ny fahavoazana: Tsy anerany loatra ny fahavoazany taondasa ka gaga daholo ny olona nahita azy niarina sahady [1.1] |
| Explanations in English |
8 to sit up; to be erect
[1.2, 1.7] 9 to rise up as one in bed [1.2] |
| Explanations in French |
10 être d’aplomb
[1.3#62, 1.8] 11 être de niveau, sur son séant, se relever, rétablir ses affaires. [1.3#62] 12 se mettre sur son séant [1.8] |
| Examples |
13 antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo.
[2.470]
14 miarina amy ny adijady, mifandratra amy ny alakaosy. [2.48] |
| Morphology |
|
| All compound words | 19 6 combinations of that word |
| Proverbs | 20 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 21 maniria, miarina, 22 miriana |
| Updated on 2025/11/17 |
|