| Entry (1/2) | 1 miapanapana |
| Root | 2 apanapana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitotototo tsy mahita izay haleha, mivezivezy atsý sy ary na noho ny haizina na noho ny fikorontanantsalna, ka matetika mipopòka foana amin-javatra na diso amin' izay atao: Niapanapana i Jaona nivoaka ny efitrano fanadinana
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to go about foolishly, to stagger, to vacillate.
[1.2] |
| Explanations in French |
6 Tâtonner: Miapanapana ny jamba (L'aveugle tâtonne)
[1.3#58] |
| Morphology |
|
| Analogs | 11 mikorapadrapaka, 12 mipapapapa, 13 mipempena, 14 Mipepipepy, 15 miraparapa, 16 mitotototo foana |
| Combinations | 17 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miapanapana |
| Entry (2/2) | 18 miapanapàna |
| Root | 19 apanapana |
| Part of speech | 20 imperative of active verb miapanapana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3#58] |
| Anagrams | miapanapàna, miapanapana |
| Updated on 2026/04/26 |
|