| Entry (1/2) | 1 miantoka |
| Root | 2 antoka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Milaza ny tena ho tompon' andraikitra momba ny zavatra Iray raha very na simba na tsy vita araka ny fifanarahana fo zavatra io, ka manao izay hiverenany na hahavitany: Aza matahotra ianao fa izaho no miantoka ny volanao nosamborin-dRakoto
5 Milaza fa ny tena no tompon' andraikitra momba ny toetran' olona iray na zavatra iray: Izaho no miantoka io voampanga io fa aoelao aloha izy hody any amin' ny fianakaviany 6 Mandray ho andraikitra ny fandoavana ny vola lany: Tsaboy tsara ity marary ity fa izaho no hiantoka izay lany [1.1] |
| Explanations in English |
7 to be surety for.
[1.2] 8 to guarantee; to carry the expense of; to insure, to go good for [1.7] |
| Explanations in French |
9 garantir; se charger des frais de; assurer
[1.8] |
| Examples |
10 Fantatro anefa fa tsy miantoka na inona na inona izany.
[2.472]
11 Miasa andro aman' alina ny sambo amin' ny fanondranana entana, saingy efa-dahy izahay no miantoka ny fanisana entana, ka roa lahy isaky ny miditra. [2.471] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 17 miantoka |
| Root | 18 antoka |
| Part of speech | 19 active verb |
| Explanations in English |
20 to nod assent.
[1.2] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 25 mañotaky, 26 manotika, 27 miantoka, 28 mikatona, mikatòna, 29 mikotana, mikotàna, 30 mitakona, mitakòna, 31 mitokàna, mitokana, 32 mitonàka |
| Updated on 2025/11/13 |
|