Entry miantehitra (antehitra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Miankina amy..., matoky: Miantehitra aminao aho momba ilay raharaha noresahiko taminao [Rajemisa 1985]
English translation   to confide in one implicitly, to trust to, to venture on. [Richardson 1885]
Examples   Miantehitra be loatra amin' ny mamba ny vinanin' ise, ary nefa tsy misy io biby io ny lovantsofina ambaniandro tsy nanadino ny sira. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Morphology  
miantehitra
niantehitra
hiantehitra
miantehera

Updated on 2012/07/19