Entry | 1 miantafika |
Root | 2 tafika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Lasa any an' ady mandeha miady: Taloha dia nivavaka nirary ho an' ireo miaramila niantafika ny vehivavy tao an-tanàna [1.1] |
Explanations in English |
5 to go to war [1.7] |
Explanations in French |
6 aller en guerre [1.8] |
Examples |
7 Ny toby iray toy izany dia mitovitovy amin' ny hita amin' ny miaramila miantafika.
[2.472]
|
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word miantafika |
Anagrams | 13 manatifika, 14 miantafika, 15 mifankatia |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |