Entry miandranandrana (andranandrana)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mihetsika na mandeha tsy mijery ambany: Miandranandrana ery i Sahondra rehefa mandeha
¶ Miseho ho kanto na lehibe noho ny hafa: Niandranandrana Rabenarivo nony nandre ny teny nataon' ny mpikabary nandokadoka azy [Rajemisa 1985]
English translation   to be haughty, to be arrogant, disdainful, or lofty; to be bold and confident (in a good sense). [Richardson 1885]
Examples   Tsy tohako izay miandranandrana sy miavonavona am-po. [Baiboly: 23:101:005/Salamo 101:5..]
Morphology  
miandranandrana
niandranandrana
hiandranandrana
miandranandràna

Entry miandranandràna (andranandrana)
Part of speech   imperative of active verb miandranandrana [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French translation   [Abinal 1888]

Updated on 2013/04/16