| Entry | 1 mianatra |
| Root | 2 anatra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manao izay hahaizana zavatra iray: Mianatra marika izahay isan-kariva.
5 Maka tahaka, manao sahala amy: Mianatra ny fitenin' i nenibe Ikoto ka mampihomehy erỳ. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to learn, to study, to receive instruction; to gain knowledge of, to imitate, to mimic. The causative of this (mampianatra) means to teach..
[1.2] 7 to learn; to imitate; to go to school. [1.7] |
| Explanations in French |
8 apprendre; aller à l'école; imiter.
[1.8] |
| Examples |
9 Fa angaha ialahy tsy mianatra tsara?
[2.472]
10 Ny fiainan-dry zalahy ireo dia mianatra amin' ny antoandro fa ny maro aminy miasa alina. [2.471] |
| Morphology |
|
| Vocabulary | 16 Education |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 18 maiñatra, 19 manaitra, 20 manitara, 21 matriaña, 22 mianatra, 23 miatrana, 24 mitaraña, mitarana |
| Updated on 2025/11/12 |
|