Entry miampofo (fofo)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mametraka (ny zazakely) eo ambony fe ka mipetraka koa ny tena amin' izany [Rajemisa 1985]
English definition to nurse in the lap. [Richardson 1885]
Morphology 
miampofo
niampofo
hiampofo
miampofoa
Examples 
1Ary nony hilalao izy, miampofo ny zana' ny eo ambony rano hankany Ambohidratrimo. [Callet: Tantara, page 126]
2nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Quotes 

2012/07/19