| Entry | 1 miala vazomboana |
| Elementary words | 2 miala, 3 vazomboana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 misotro toaka kely indray mba hanala ny fahadontodontoana sy fahalemilemena tamin' ny fahamamoana ny omalin' iny [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|