| Entry | 1 miala saza |
| Elementary words | 2 miala, 3 saza |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 manandrana kely amin' ny hanina aroso eo imason' ilay olona omena azy, toy ny fanalana ahiahy eo aminy [1.1] |
| Explanations in English |
6 to taste food before giving it to a stranger [Provincial]
[1.2] |
| Updated on 2025/09/12 |
|