Entry miakotso (akotso)
Part of speech active verb
Malagasy definition Misy sisiny vita haingo: Ohatra ny miakotso volamena izany lamban-ditanona izany [Rajemisa 1985]
English definition to be bordered by the akotso. [Richardson 1885]
Morphology 
miakotso
niakotso
hiakotso

2010/05/06