Entry akotso
Part of speech   noun
Malagasy definition   tanjomiolaka, fefiloha [Betsileo] [Rakotosaona 1972]

Entry akotso
Part of speech   noun
Malagasy definition   Haingo fanao amin' ny sisin-damba, indrindra ny lamba landy, izay tenomina miaraka aminy, ka atao hoe akotso tenona, na apetaka rehefa voatenona ny lamba. (Ny akotso dia miendrika tsipika mitsoriaka milahatra, ka dimy andalana no fahita matetika, roa mainty na manga andaniny avy ary mena na vony eo afovoany, nefa misy koa ny telo ary na ny tokana aza). [Rajemisa 1985]
English translation   the border of a native cloth or lamba usually having five stripes, one red or yellow in the centre, and four blue. [Richardson 1885]
Vocabulary  
Derivations  
Analogy   akotso be ~ akotso dimy ~ akotso fohy ~ akotso tenona ~ akotso tokana

Updated on 2009/10/18