Entry miaka-drova (akatra, rova)
Part of speech expression
Malagasy definition ny ady ifandirana tsy vitan' ny fokonolona sy ny sakaizambohitra no nantsoina tamin' izany, ka mandrakariva raharaha na ady lehibe toy ny mikasika ny fikomiana [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31