Entry miakatra (akatra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Miala amin' ny toerana ambany ka mandeha mankamin' ny avoavo kokoa: Hiakatra ho any ambony aho
¶ Mitombo: Miakatra ny vidim-bary amin' izao fotoana izao. / Niakatra indray halina ny hafanan' ny marary [Rajemisa 1985]
English translation   to ascend, to go up, to mount up. [Richardson 1885]
   to go up; to enter [Hallanger 1973]
French translation   monter; entrer [Hallanger 1974]
Morphology  
miakatra
niakatra
hiakatra
miakara
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2017/03/28