| Entry | 1 miadam-pinaritra |
| Elementary words | 2 miadana, 3 finaritra |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 sambatra tanteraka: "Veloma, masina, ry nahafoizana -- tratraran' ny ela ka dia soava / hiadam-pinaritra lalandava". (Ny Avana) [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|