| Entry | 1 menimenina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Teniteny betsaka mariky ny tsy fahafaliana amin' olona; kamenona: Tsy ny raharaha no atao fa be menimenina eo.
[1.1] |
| Synonyms | 4 menomenona |
| Proverbs | 5 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|