| Entry | 1 medameda |
| Root | 2 meda |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Medameda izy amin' izay ataony rehetra
5 Mimeda, mitaredretra, mitsiredretra, milasilasy, mitaraikiraiky, mitavozavoza, mitahontahona, mitaveravera, mikisinkisina [1.1] |
| Explanations in French |
6 (peu usité) lent, lambin
[1.3] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 10 meda |
| Updated on 2025/11/17 |
|