| Entry (1/2) | 1 meda |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Meda izy amin' izay ataony rehetra [1.1] |
| Explanations in French |
4 (peu usité) lent, lambin [1.3] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 8 medameda |
| Analogs | 9 mimeda, mitaredretra, mitsiredretra, milasilasy, mitaraikiraiky, mitavozavoza, mitahontahona, mitaveravera, mikisinkisina |
| Entry (2/2) | 10 Meda |
| Part of speech | 11 name (biblical) [Full list] |
| Explanations in English |
12 Medes [2.996] |
| Explanations in French |
13 Mèdes [2.996] |
| Examples |
14 Mahalala ny làlana mankany amin'ny tanin'ny meda va hianao?
[2.996]
|
| Vocabulary | 15 Holy Scriptures |
| Anagrams | 16 Madé..., 17 Meda, meda |
| Updated on 2025/10/18 |
|