Entry mavomavo (mavo)
Part of speech adjective
Malagasy definition Ambany, tsy misy vidiny, atao tsinontsinona: Manao anay tambanivohitra ho mavomavo mihitsy ianareo tambonivohitra [Rajemisa 1985]
French definition de condition obscure, qui ne s'habille pas selon sa position, mal habillĂ© [Abinal 1888]
Derivations 
Examples 
1Aza ny tarehiko mavomavo no jerenao fa ny havako any Dilambato heverina aza ny toho mihahy no tazanina fa ny lefo-mitsangana. [Fox: Hainteny, number 66]
2Ny tanety nanjary mavomavo, fa efa maimaina daholo ny volon'ahitra rehetra; [Rajohanesa: Kintana]
3Ary izany dia Malagasy mahantra, mavomavo, tsy manam-pahaizana, faraidiny amin' ny toerany eo amin' ny fiaraha-monina. [Andraina: Mitaraina, page 225]
Quotes 

2017/04/16