Entry | 1 mavo lamba |
Elementary words | 2 mavo, 3 lamba |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 ireo olona tsy mba mihaingo ka heverina ho mahantra, na dia tsy izany loatra aza [1.1] |
Examples |
6 mavolamba mividy hena, ka tsy fantatry ny olon-kó liana.
[2.69#]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |