Entry matoa (toa)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Enti-milaza ny zokiny indrindra amin' ny zanaka (soratana miaraka amin' ny anarana lazainy toetra io teny io): Rasoa no vavimatoa aminay [Rajemisa 1985]
French translation   aîné [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary  

Entry matoa
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Raha toa, ny antony naha-...: Matoa very ny omby, tsy tsara ny hidin' ny fahitra [Rajemisa 1985]
Quotes  

Updated on 2012/07/16