| Entry | 1 matihanina |
| Elementary words | 2 maty, 3 hanina |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Enti-milaza mpiasa na mpampianatra manao ho fototr' asa mandavan' andro ny raharaha ataony, na asa tsotra izany na fampianarana (mifanohitra aminy: mpanao an-tselika)
[1.1] |
| Explanations in English |
[maty hanina]
6 on full salary for a job
[1.7] |
| Explanations in French |
[maty hanina]
7 salarié pour ce qu'on fait
[1.8] |
| Anagrams | 8 matihanina, 9 maty hanina |
| Updated on 2025/09/12 |
|