|
|
|
|

Entry1  mateza dinihina
Elementary words  2 mateza, 3 dinihina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ilazana ny vehivavy somary zarazara hoditra ny fihodirany, ka arakaraka ny ijerena azy maharitra no mampitombo ny hasoany amin' ilay mijery azy. [1.1]

Updated on 2025/09/12