| Entry | 1 masonkoditra |
| Elementary words | 2 maso, 3 hoditra |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Loaka kely madinika dia madinika hita amin' ny hoditra manify ivelany, izay ivoahan' ny hatsembohana (misy mason-koditra hatramin' ny 500 isaky ny 1sm tsy mivadimandry)
[1.1] |
| Explanations in French |
6 pore
[3.1] |
| Vocabulary | 7 Biology |
| Updated on 2025/12/08 |
|