Entry | 1 masim-bava |
Elementary words | 2 masina, 3 vava |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza ny olona maminavina zavatra ka matetika tanteraka izay lazainy [1.1] |
Examples |
6 Vitan' olona mafilahy mana-tsaina atahorana raha manao firavava fa masimbava.
[1.381#]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |