| Entry | 1 masaisay |
| Root | 2 saisay |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Marokoroko toa misy bontsimbontsina kely manindrontsindrona: Masaisay ny vatovary raha tsapaina
5 Maraorao, masaosao 6 Handatra maisatra: Masaisay ny kaky manta [1.1] 7 tsy malama [1.13] |
| Explanations in French |
8 rêche
[1.13] |
| Examples |
9 Maina sy mangirana ny hodiny ary toa vato fisaka ny tongony, toa kapa vita ho azy ny hatevenan' ny faladiany, kitroina toa vatokely ny tonon-dratsany ary masaisay by felatanany.
[2.470#35]
|
| Analogs | 10 malailay, 11 maraorao, 12 marokoroko, 13 Masaosao, 14 mivoho-mamba |
| Updated on 2026/04/22 |
|