|
|
|
|

Entry1  martiora
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [frantsay martyr] Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana [1.1]
Synonyms  4 maritiora, martiry

Anagrams  5 mairotra, 6 maoritra, martiora, 7 miraotra, 8 miroatra, 9 mitroara

Updated on 2025/10/07