|
|
|
|

Entry1  maritiora  ~  maritiory
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana. [1.1]
Explanations in English  4 a martyr. [1.7]
Explanations in French  5 martyr. [1.8]
Vocabulary  6  Religion and Liturgy

Updated on 2025/11/11