Entry mavozovozo (vozovozo)
Part of speech adjective
Malagasy definition Osa, reraka, reradreraka, valabalaka: Nanao mavozovozo aho androany ka tsy afaka handeha
¶ (taloha) Midonanapoana, tsy miasa [Rajemisa 1985]
Synonyms mavozo

2009/02/23