Entry marimarina (marina (arina))
Part of speech adjective
French definition Uni, vrai [Abinal 1888]
Morphology 
marimarina
narimarina
harimarina
Examples Mitady ny fasany no marimarina kokoa. [Andriamalala: Taolambalo, page 8]

Entry marimarina (marina (arina))
Part of speech adverb [full list]
French definition vraiment, en vérité [Abinal 1888]
Morphology 
marimarina
narimarina
harimarina
Examples 
1Mitady ny fasany no marimarina kokoa. [Andriamalala: Taolambalo, page 8]
2Lavinay marimarina izany, ry Neny Manga, ka aza tsiny. [Rajaonarivelo: Bina, page 78]
3Matokia marimarina fa havana tokoa aho ary sakaiza tokoa. [Razoharinoro: Soratra, page 199]

2019/08/17