|
|
|
|

Entry1  marena tokantrano
Elementary words  2  marèna, 3  tokantrano
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  teny firariana atao amin' ny mpanambady vao mba ho tsara orina ny fanambadiany; firariana mba ho marina tsy ho voahozongozona ny fanambadiana [1.1]
Explanations in English  6  may your home life be true (a form in saluting newly married people) [1.2]
Vocabulary  7  Forms of Address

Updated on 2025/09/12