Entry | 1 maredona |
Root | 2 redona |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in French |
4 qui retentit bien, sonore, chantant [1.3] |
Examples |
5 Feno ny trano ary maredona ery ny hira ataon' ny mpiangona.
[2.470]
6 Injany misy hira sakalava maredona valabalaka miampita eny amin'ny sofin'ny fokonolona. [2.895] |
Vocabulary | 7 Sound |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |