|
|
|
|

Entry1  maratra
Root  2  ratra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  simba [Sihanaka] [1.78]
5  Misy voaniavatra na rangotra ka niendaka sy kiaka ny hoditra ary loaka ny nofo: Naratra ny lohany tamin' izy nianjera tamin' ny bisikileta
Voa mafy, lany: Nataoko naratra ny hena, tary amin' ny vary be menâky ry Ingahy Rainikoto [1.1]
Explanations in English  6  wounded, injured [1.7]
Explanations in French  7  être blessé, meurtri [1.8]
Examples  8  Tandremo sao maratra! [2.332#]
9  antsy maranitra ka izay manitsaka azy no maratra [2.346#9]
All compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word maratra

Anagrams  15 maratra, 16 ramatra

Updated on 2025/09/20