| Entry | 1 marani-tsaina |
| Elementary words | 2 maranitra, 3 saina |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 mahataka-javatra sy haingam-piheverana amin' ny mety hatao; matsilo saina, malaky mahataka-javatra [1.1] |
| Examples |
6 nefa raha tsy mpianatra tena maranitsaina tokoa, dia tsy antonona ny hankany.
[2.332#]
|
| Proverbs | 7 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/09/12 |
|