| Entry | 1 maody |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Mahina, mahimahina ka miomanomana amin' izay ho avy, mitandrina, malina: Mbà maody ihany fa tsy fantatra izay tian' iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao.
4 Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon' Ikoto fa maody erỳ izy isaky ny mifanena amiko. [1.1] |
| Explanations in English |
5 suspicious, apprehensive.
[1.7] |
| Explanations in French |
6 soupçonneux, méfiant.
[1.8] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 9 maodimaody |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 11 daomy, 12 dimao, 13 madio, 14 maody, 15 miado, 16 modia |
| Updated on 2025/11/02 |
|