| Entry | 1 maodimaody |
| Root | 2 maody |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Mahina, mahimahina ka miomanomana amin' izay ho avy, mitandrina, malina: Mbà maodimaody ihany fa tsy fantatra izay tian' iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao
5 Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon' Ikoto fa maodimaody erỳ izy isaky ny mifanena amiko [1.1] |
| Explanations in English |
6 suspicious, apprehensive
[1.7] |
| Explanations in French |
7 soupçonneux, méfiant
[1.8] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 9 maody |
| Updated on 2025/09/19 |
|