| Entry (1/2) | 1 manozongozona |
| Root | 2 hozongozona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manetsiketsika mafy ary imbetsaka: Manozongozona ny hazo ny rivo-mahery
5 Mampihontsona, manaketraka: Tsy misy afaka manozongozona ny fitokiako anao 6 Mitady haka: Mila hanozongozona ny taniko iny lehilahy iny [1.1] |
| Explanations in English |
7 to shake to agitate
[1.7] |
| Explanations in French |
8 secouer, agiter
[1.8] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 13 manozongozòna |
| Root | 14 hozongozona |
| Part of speech | 15 imperative of active verb manozongozona [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 16 manozongozòna, manozongozona |
| Updated on 2025/11/13 |
|