| Entry | 1 manoritra |
| Root | 2 soritra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manisy tsipika mampisaraka: Manoritra tany amin' ny tady / Manoritra volo amin' ny fofy
[1.1] 5 manao tsipika 6 milazalaza mikasika ny zavatra iray [1.13] |
| Explanations in English |
7 to divide by line, to part the hair, to draw lines on the ground in making designs, to cut off the end of anything straight.
[1.2] 8 to mark off; to divid by marks [1.7] |
| Explanations in French |
9 marquer; séparer par des lignes
[1.8] 10 tracer 11 décrire [1.13] |
| Examples |
12 Io didim-panjakana io ihany koa no manoritra izay lalana noheverina hizorana amin' ny fifandraisana amin' ny vahiny.
[2.366#]
13 ny kabary ofisialy tato ho ato dia manoritra matetika fa ny asan' ny fokontany dia tokony ho fototry ny fampandrosoana. [4.27#] |
| Morphology |
|
| All compound words | 18 manoritra kantsana |
| Anagrams | 19 manirotra, 20 manoritra, 21 maritrano |
| Updated on 2025/11/13 |
|