Entry (1/4) | 1 manondrana |
Root | 2 ondrana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandefa olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na amin' ny sambo: Manondrana entana antaonina maro isan' andro ny ao Toamasina [1.1] 5 mandefa entana any ivelan'ny firenena [1.13] |
Explanations in English |
6 to put goods on board. [1.2#463] |
Explanations in French |
7 embarquer quelqu'un ou quelque chose [1.3#466] 8 exporter [1.13] |
Examples |
9 Kanefa raha tonga hateloana ny sambony ka tsy mizaha ny basy ny manamboninahitra, dia manondrana izy.
[2.366]
|
Morphology |
|
Entry (2/4) | 14 manondrana |
Root | 15 ondrana |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in Malagasy |
17 Mihetsika hadalana: Manondrana indray Ikoto atsy avaratra Manambady olon-tsy heny ka tsy nalam-paditra [1.1] |
Explanations in English |
18 to show foolishness, to act the fool [1.2#463] |
Explanations in French |
19 être imbécile, faire le fou commetre l'inceste, comme des cousins germains qui se marient sans dispense [1.3#466] |
Examples |
20 fa izaho koa aza halina dia saiky tsy nahita tory akory, fa lasa tany aminy ihany ny eritre-ritro, satria manahy aho fandrao izy dia manangan-tsampona sy manondrana amin' iny hadaladalany iny, ka mahavoafady;
[2.69]
|
All compound words |
|
Entry (3/4) | 22 manondràna |
Root | 23 ondrana |
Part of speech | 24 imperative of active verb manondrana [Full list] |
Entry (4/4) | 25 manondràna |
Root | 26 ondrana |
Part of speech | 27 imperative of active verb manondrana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
28 [1.1] |
Explanations in French |
29 fais l'imbécile! [1.3#466] |
Anagrams | 30 manañandro, 31 manandròna, manandrona, 32 manondràna, manondrana |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |