|
|
|
|

Entry (1/2)1  manomana
Root  2 omana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manao vonona mialoha izay ilaina amin' ny fanatanterahana zavatra iray: Manomana ny fetin' ny reny Isambilo sy na anabaviny ~ Manomana fiadiana ny fahavalo [1.1]
Explanations in English  5 to decorate, to make ready to go, to put in readiness. [1.2#459]
6 to prepare, to make ready [1.7]
Explanations in French  7 préparer, faire les préparatifs [1.3#461, 1.8]
8 parer [1.3#461]
Examples  9  manomana ny tsihy sy ny lovia kosa i Mora [2.442#22]
10  nanomana tafika ny Fanjakana Frantsay [2.588#152]
11  manomana fiadiana ny fanjakana (Le gouvernement prépare des armes) [1.3#461]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :

Entry (2/2)16  manomàna
Root  17 omana
Part of speech  18  imperative of active verb manomana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Examples  19  Ary manomàna soavaly hitaingenan' i Paoly koa, hitondranareo azy soa aman-tsara ho any amin' i Félix governora [2.996#51.23.24]

Anagrams  20 manomana, manomàna

Updated on 2025/11/13