Entry manolana (olana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manodin-javatra ny ilany miankavia, ny ilany miankavanana: Manolan-damba
¶ Mamoritra: Manolam-pary [Rajemisa 1985]
English definition to twist rope [Richardson 1885]
 to twist, to complicate [Hallanger 1973]
French definition tordre, rendre compliqué [Hallanger 1974]
Morphology 
manolana
nanolana
hanolana
manolàna

Entry mañolana
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tambahoaka] maka vehivavy amin-kery [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] maka vehivavy anterisetra [Rakotosaona 1975]

Entry manolàna (olana)
Part of speech imperative of active verb manolana [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]

Updated on 2012/06/10