| Entry | 1 manoko latabatra |
| Elementary words | 2 manoko, 3 latabatra |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 mikarakara ka mandahatra ny vilia aman-tsotro hisakafoana [1.1] |
| Examples |
6 I Neny manokom-bary sy laoka ary manoko latabatra.
[2.4#11]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|