Entry (1/3) | 1 manokana |
Root | 2 tokana |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Irery, tsy miaraka amin' ny hafa: Nalainy manokana izy. [1.1] 5 tsy iraisana amin'ny hafa [1.13] |
Explanations in French |
6 propre; particulier [1.13] |
Examples |
7 Misy menaka fanosotra manokana ihany koa.
[2.424#]
8 Fahanana sakafo voamboatra manokana izy hitombo haingana. [2.117#] 9 Fa nony efa lehibebe aho dia nanana filanjana ahy manokana. [2.643#] |
All compound words |
|
Entry (2/3) | 17 manokana |
Root | 18 tokana |
Part of speech | 19 active verb |
Explanations in Malagasy |
20 Manavaka olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hafa: Manokana marary amin' ny trano hafa ny dokotera Mitahiry: Manokana vola isam-bolana hanaovana fiantrana izy [1.1] |
Morphology |
|
All compound words |
|
Entry (3/3) | 26 manokàna |
Root | 27 tokana |
Part of speech | 28 imperative of active verb manokana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
29 [1.1] |
Anagrams | 30 manakòna, manakona, 31 manankoa, 32 manokana, manokàna, 33 manonaka |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |