Entry (1/2) | 1 manohina |
Root | 2 tohina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mikasika kely: Ny ankihikeliko fotsiny no nanohina ilay sarivongana dia nianjera ilay izy Mampihetsi-po: Nanohina ahy ny teny mamy fankasitrahana nataonareo, rankizy [1.1] |
Explanations in English |
5 to touch lightly, to jostle; to touch the heart or the sentiments [1.7] |
Explanations in French |
6 opposer, résister [1.8] |
Examples |
7 Ny hoe manohina ny akalam-baiko dia mikasika ny maharary ahy mafy, ny tena aretiko.
[2.643#]
8 Ireo tantara izay mirakitra zavatra manan-danja dia manohina ny olona kokoa raha toa ka lalaovina. [2.424#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 manohìna |
Root | 14 tohina |
Part of speech | 15 imperative of active verb manohina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3#710] |
Anagrams | 18 mahonina, 19 manohìna, manohina, 20 mihañona |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |